Dikan'ny teny : tale

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny voam-pano voalohany amin'ny laharan-tsikidy voalohany. ? Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin'izany: Ranona no talen'ny Sekoly ianaran'ny zanako. (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin'ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben'ny Paositra, ary filoha amin'ny fikambanana: Ny filohan'ny Ak ad em ia). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel