Dikan'ny teny : tamana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Zatra:Tama-miresaka amin'ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra. ? Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin'ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin'ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho uao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva. ? Finaritra amin'ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy. - t.i.f.: Tamanina na tarnanaina, atamana, voatamana, tafatamana / manatamana, fanatamana, mpanatamana / anatamanana, fanatamanana / mahatamana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel