1 a.: Firavaka fitondra amin'ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango).
Ahitsio
2 (Sah) a.: Vatam-paty miendrika lakana.
Ahitsio
3 a.: Vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin'ny loka kanety. - t.i.f.: Tamangoana.
Ahitsio