Dikan'ny teny : tambiazina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ranom-by menamena misodika eny ambony rano mihandrona, na le-voila anaty tanimbary na miraikitra koa amin'ny vato milevina anaty vato, ka malaza ho ratsy. * Ohab.: Rafotsibe lavo antambiazina: raha tafarina mitsimpona tsindretra: enti-milaza olona azon'ny fahavoazana mafy, ka raha afaka avy ao aza, mbola tsy ambinina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel