Dikan'ny teny : tambina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra atao tohana hanamafy zavatra iray hafa fanamp?ny: Asio tambiny io toko io fa mila hiongana. * Tambinana, atambina, voatambina, tinambina / manambina na manatambina, fanatambina, mpanatambina / anatambinana, fanatambinana / mitambina, fitambina, mpitambina / itambinana, fitambinana / mahatambina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel