Dikan'ny teny : tambo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Ialohan'ny hoe "tsy" mandrakariva io teny io, ka ny heviny amin'izany dia hoe be dia be, lehibe dia lehibe hany ka...: Tsy tamboko holazaina ny fahoriana nampitondrain-dRangahy io ahy (be dia be ka tsy hitako holazaina...). * F.-p.: Tsy tambo isaina: tsy hita isa. / Tsy tambo heverina: tsy tratran'ny saina hosa?ntsainina, na koa enti-milaza zavatra na raharaha maro loba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel