Dikan'ny teny : tambotsotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikorisana na fidinana amin'ny iva. ? h.o.: Fihemorana, tsy fahasahiana manohy ny natao fa miverina ilalana. * t. f.: Atambotsotra, voatambotsotra, tafatambotsotra / manatambotsotra, fanatambotsotra, mpanatambotsotra / anatambotsorana, fanatambotsorana / mitambotsotra, fitambotsotra, mpitambotsotra f itambotsorana, fitambotsorana / mahatambotsotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel