Dikan'ny teny : tamby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Mpiasa vy, mpanefy. Ahitsio
2 a.: Karama; vola orne-na noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be âzon' ny tambim-bola. fa ny lehibe sy vauenty indrindra. - t.i.f.: Tambazana, atamby, voatamby, tinamby/ manamby, fanamby, mpanamby / anambazana, fanambazana / mifanamby, fifanamby, mpifanamby / ifanambazana, fifanambazana / mitamby,, fitamby, mpitamby / itambazana, fitambazana / mampitamby / mahatamby / tambitamby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel