Dikan'ny teny : tamenaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny menamena vonivony izay eo afovoany anatiny amin'ny atody. (Ny zana-borona na biby vao torontoronina sy ny sakafo ivelomany no ao anatin'io tamenak'atody io). * Ohab.: Hafahafa fitia sifotra ka ny tamenany indray no ariana: enti-milaza ny olona tsy mahay mifidy, na tsy mahalala ny tsara, ka ny tokony halaina indray no a-vela. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo kelikely ravina fanaovana ody kankana ny voany (Poivrea grandidieri). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel