Dikan'ny teny : tamoraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tamora) mt. ih. (tamorao): Vita moramora noho ny: Notamorain'ny famaky ny fikapana ny hazo. ? Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran'ny zanakao. ? Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao. ? Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel