Dikan'ny teny : tampesona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato ka manao hata-piso. * t.i.f.: Tampesonina, atampesona, tafatampesona / mitampesona, fitampesona, mpitampesona / itampesonana, fitampesonana / mahatampesona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel