Dikan'ny teny : tampify

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran'ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin'ny ha-fa. * t.i.f.: Atampify, voatampify, tafatampify/ manatampif y, fanatampify, mpanatampif y / anatampifiana, fanatampifiana / mitampif y, fitampify, mpitampify / itampifiana, fitampifiana / mahatampify. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel