Dikan'ny teny : tampina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin'ny varavarankely tsisy fitaratra. / Asio tampina ity akanjo ity fa loaka. • tif: Tampenana, atampina, voatampina, tinampina 1 manampina, fanampina, mpanampina f anampenana, fanampenana / mitampina, fitampina, mpitampina / itampenana, fitampenana / mahatampina. Ahitsio
2 p. t.: Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vaua fery. ? Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin'ny lakana ka tsy niditra firy ny rano. ? MisY zavatra misakana, ka tsy afamandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel