Dikan'ny teny : tampody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana ny fiverenana amin'ny toerana nialana ny androtr'inY ihany. ? Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian'ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan'ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany. * t.i.f.: Tampodina, atampody, voatampody, tafatampody 1 manatampody, fanatampody, mpanatampody / anatampodiana, fanatampodiana / mitampody, fitampody, mpitampody 1 itampodiana, fitampodiana / mahatampody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel