Dikan'ny teny : tampoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin'ny fanampiana rano azy. * t.i.f.: Tampohana, atampoka, voatampoka, tinampoka / manampoka, fanampoka, mpanampoka / anampohana, fanampohana / mitampoka, fitampoka, mpitampoka / itampohana, fitampohana. Ahitsio
2 p. mt.: Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto. ? Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra. * t.i.f.: Tampohina, voatampoka, tinampoka / manampoka, fanampoka, mpanampoka / anampohana, fanampohana / mahatampoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel