Dikan'ny teny : tamy

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. p.: Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao. Ahitsio
2 a.: Loaka, na hirika ataon'ny mpangalatra amin' ny rindrina, ? Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina. 6 Tamina, voatamy 1 manamy, fanamy, mpanamy 1 anamiana, fanamiana / mahatamy. Ahitsio
3 ppk.: Filazana ny lasa amin'ny hoe: Amy: Tonga tamin'ny Alatsinainy izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel