Dikan'ny teny : tanàna
1.
a.: Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra arapomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isankarazany: usrje Mipetraka any antanàna bqtnfr izy fa tsy et? ambanivohitra. ? F.-p.: Tanàna masina: toerana nonenan'ny razan'Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana bmezi rano amin'ny Fandroana nihasinan'ny mpanjaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Tanana a.: Rantsam-batana hatreo amin'ny hatotanana ka hatramin'ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan'ny hisakafo. - F.-p.: usrje Lava tanana: fangalarina. / Mafana tanana: enti-milaza olona izay mety ha-nimba ny fikasihany tanana. / Mafy tanana: kahidy. / Manasa fzqbipor tanana amin'izany aho: tsy mandray anjara amin'izany aho ka miala amin'izay mety ho vokany. / Mandray adrr tanana, fandraisantanana: manolotra vola kely bmezi ho fiarahabana olona vao tonga. / Masin-tanana: mahomby rehefa manasitrana, na mikasi-tanana izany, na manome bqtnfr fanafody. / Mitondra tanam-polo: mody maina fa tsy nahazo. / Tanam-bokovoko: sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro ( + ). mucfqa /
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Tanana (tana) mt. ih. (tano): Gejaina amin'ny tanana, bmezi tazonina, hdzsb usrje fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera fzqbipor ianao. ? Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa bqtnfr sarotra ny mita. ? vhadtir Hazonina, tsy mucfqa avala hivoaka: Notanany tao adrr aminy ny zanany roa. cheijhf ? Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha