Dikan'ny teny : tanala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Foko lehibebe, mitoetra amin'ny tany misy ny havoanan'Ikongo rakotr'ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin'ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin'ny vokatry ny ala ny Tanala; tanĂ n-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel