Dikan'ny teny : tanantanamanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo maniry be ravina, mirantsana ohatra ny felatanana, mena taho; tenehina hahazoana fanafody fampivalanana ny voany (Ricinus communis). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel