Dikan'ny teny : tanantsotro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin'ny an-dry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy. * Ohab.: Tsy maty raha tsy ianjeran'ny tanantsotro: enti-milaza olona faran'izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel