Dikan'ny teny : tanatana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra misokatra tanteraka, toy ny varavarana izany, ny va-va, ny fery... - t.i.f.: Tanatanaina, atanatana, voatanatana / manatanatana, fanatanatana, mpanatanatana / anatanatanana, fanatanatanana 1 mitanatana, fitanatana, mpitanatana / itanatanana, fitanatanana 1 mahatanatana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel