Dikan'ny teny : tandavana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filaharana manaraka ny lavany, toy ny an' ny hazo maniry eny amin'ny sisin-dalana. - t.i.f.: Mitandavana, tomandavana. - F.-p.: Tandavan-tendrombohitra: jar. Tendrombohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel