Dikan'ny teny : tandrefana

Hampiditra dikany vaovao
1 (andrefana) a.: Enti-milaza ny olona avy any andrefana. — Raha ilazana ny fizaran'ny tany lehibe io teny io, dia entina milaza ny olona avy any amin'ny ilan'ny tany heverina fa ilentehan'ny masoandro, dia i Eoropa izany, A-merika... mifanohitra amin' ny Tatsinanana, karazan'olona monina amin'ny ilany atsinanana amin'ny tany (A-zia, Japana...). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel