Dikan'ny teny : tandremana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tandrina) mt. ih. (tandremo): Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona. ? Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana. ? A-rahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy. ? Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel