Dikan'ny teny : tandrimo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalao vita amin'ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin'ny tanY ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin'ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo. - F.-p.: Kapo-tandrimo, vely tandrimo: kapoka mafy mirivirivy. ΒΆ M.h.: Sangodina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel