Dikan'ny teny : tandrohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tandroka) mt. ih. (tandrohy): Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin'ny fitsaboana aretina sasantsasany. ? (trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel