Dikan'ny teny : tandrovina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tandro) mt. ih. (tandrovy): Tandrem ana, tsimbinina, raharahaina (tsy fiteny anefa afa-tsy amin'ny voninahitra, henatra, hasasarana...: Tandrovy ny voninahitrao fa aza manala-bara-tena amin'ny fahamamoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel