Dikan'ny teny : tanety

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany be tsy anaty rano. * t.i.f.: Mananety. - F.-p.: Tanety lava misy fisainana: enti-milaza fa tsy tokony hanapatapa-kevitra maimaika, fa hiandry fotoana lavalava mba haka sains tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel