Dikan'ny teny : tangala

Hampiditra dikany vaovao
1 Tangala: dia tehina, vy na hazo voafantina sahazan'ny ankihibe sy ny fanondro didinina. ny zokiolona ao an-tanana no omena azy. tangalamena=tanga omena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel