Dikan'ny teny : tangarana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tarangana p. t.: Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin'iny. - t.i.f.: Tangaranina, voatangarana / manatangarana, fanatangarana, mpanatangarana/ anatangaranana, fanatangaranana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel