Dikan'ny teny : tangirika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hirika, loaka kely migorobaka amin'ny en-china na amin'ny fefiloha a-tao fandehanan'ny rano (jar. Tangoroaka, izay ilazana loaka mangotana kosa). - t.i.f• : Tangirihana, tangirifana, atangirika, voatangirika/ manatangirika, fanatangirika, mpanatangirika / anatangirihana, fanatangirihana / mitangirika, fitangirika, mpitangirika / itangirihana, fitangirihana/ mahatangirika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel