Dikan'ny teny : tangitrika

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Boiboika, fantsitsitra, toy ny fifantsitsiran'ny rano avy ao anaty tany. ? Fandentehana zavatra lalina toy ny lefona anaty hazo na anaty tany. * t.i.f.: Tangitrihana, atangitrika, voatangitrika, tafatangitrika / manatangitrika, fanatangitrika, mpanatangitrika / anatangitrihana, fanatangitrihana 1 mitangitrika, fitangitrika, mpitangitrika / itangitrihana, fitangitrihana / mahatangitrika / tangitrikitrika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel