Dikan'ny teny : tangorona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivoriana betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana. - t.i.f.: Tangoronana, tangoronina, atangorona, voatangorona, tafatangorona / manatangorona, fanatangorona, mpanatangorona / anatangoronana, fanatangoronana / mitangorona, fitangorona, mpitangorona / itangoronana, fitangoronana / mahatangorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel