Dikan'ny teny : tanisaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanisa) mt. ih. (tanisao): Atao tanisa. ? Tononina tsirairay, lazaina antsipiriany: Tsy hita hotanisaina ny soa nataon'io lehilahy io teto amin'ny fokontany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel