Dikan'ny teny : tanjahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanjaka) mt. ih. (tanjaho): Atao tonga mafy, manan-kery: Tanjaho ity tady ity fa mila ho tapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel