Dikan'ny teny : tanontanonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanontanona) mt. ih. (tanontanony): Enti-milaza ny olona miasa na akekezin'ny sasany mijerijery_ tsisy antony eo: A-za tanontanoninareo eo rainareo fa aoka izy hisakafo milamina tsara, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel