Dikan'ny teny : tanora

Hampiditra dikany vaovao
1 a. na p.t.: Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko, Maty tanora. (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity. * t.i.f.: Tanoraina, voatanora / mahatanora, maha-tanora f hatanorana, fahatanorana. - F.-p.: Tanora saina, tanora fanahy: enti-milaza olona tsy matotra, maivan-doha. / Teny tanora: teny tsy voahevitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel