Dikan'ny teny : tantanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiasana — izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony — ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin'ny tantanana. Ahitsio
2 (tantana) mt. ih. (tantano): Raisina amin'ny tanana ka entina mamindra miaraka amin'ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel