Dikan'ny teny : tantara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahalalana ny zava-niseho tamin'ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena. • Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin'ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy. è tif: Tantaraina, voatantara / mitantara, fitantara, mpitantara / itantarana, fitantarana / mahatantara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel