Dikan'ny teny : tantarana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filaharan-javatra mahitsy ohatra ny miaramila na ny boky mitandahatra amin'ny fitoeram-boky. * t.i.f : Tantaranina, voatantarana, tafatantarana / manatantarana, fanatantarana / mitantarana, fitantarana / mahatantarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel