Dikan'ny teny : tantavana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana. * t.i.f.: Tantavanina, atantavana, voatantavana / manatantavana, fanatantavana, mpanatantavana / anatantavanana, fanatantavanana / mitantavana, fitantavana, mpitantavana / itantavanana, fitantavanana / mahatantavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel