Dikan'ny teny : tantavanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tantavana) mt. ih. (tantauano): Ampandalovina amin'ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantauanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiouany. / Tantauano amin'ny taratasy manify io ro be menaka io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel