Dikan'ny teny : tantazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanty) mt. ih. (tantazo): Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin'ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tan tazo iny baolina iny. / Tantazo amin'ny satrokao ireto vola madinika ireto, • Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel