Dikan'ny teny : tanterahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanteraka) mt. ih. (tanteraho): Loahana hatrany ambadika: Tanteraho ity hazo ity. • Vitaina tsara tomombana, tontosaina: Tokony hotanterahina ny fikasana tsara natao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel