Dikan'ny teny : tanteraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika. • Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanteraka izao ny nokasainao ka ahoana? • Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany ana y. - t.i.f.: Tanterahina, atanteraka, voatanteraka / manatanteraka, fanatanteraka, mpanatanteraka / anatanterahana, fanatanterahana / mahatanteraka / fahatanterahana / maninteraka, faninteraka, mpaninteraka / aninterahana, faninterahana. ¶ M. h.: Ma, vita, tontosa, tomombana, to, maty paika, nitady toko ka sendra vato, nikororoka vary ka sendra rivotra, naniry zaza ka tera-dahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel