Dikan'ny teny : tanty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Haron-kely fasiana ny vary hanina amin'ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary mi-haro ronono sy tantely hanina amin'ny fandroana. - t.i.f : Tantazana, atanty, voatanty / mananty, fananty, mpananty / anantazana, fanantazana / mitanty, fitanty, rnpitanty / itantazana, titantazana / mahatanty. - F.-p.:Tanty reraka: fangatahan-dava amin' olona izay zavatra ilaina fa tsy mba miasa na mitady ho an-tena. / Manao tanty reraka: tsy mba miasa na mitady ho an-tena fa mangata-dava amin'olona izay rehetra ilaina. Ahitsio
2 t.ih.: Azo iaretana, sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany. • Azo leferina, lefitra: Tantinao ue izany teny feno eso izany? • t. if.: Mahatanty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel