Dikan'ny teny : tao

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hi-ta ilay rojo volamena. Ahitsio
2 a.: Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na m anafika. * t.i.f.: Mitan, fitao, mpitao / itaovana, fitaovana / mahatao. Ahitsio
3 a.: Asa karakaraina sy vitaina: Tao voici. • Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra. - t.i.f.: Atao / manao, fanao, mpanao / anaovana, fanaovana. * Ohab.: Tao trano tsy efan' ny irery: enti-milaza fa ny zavatra lehibe tsy vita raha tsy ifanakonana, iaraha-manao maro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel