Dikan'ny teny : taolambalo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo taolana vain noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolan'ny sandry sy ny lantontanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel