Dikan'ny teny : taovany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay rehetra ao anatin'ny tenan'ny biby vonoina — ivelan'izay antsoina andavanandro hoe hena — toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin'ny taovany koa ny lohany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel