Dikan'ny teny : tapia

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry izay antonontonony ny habeny, maniry indrindra any amin'ny faritanin'Imamo ary fihinana ny voany no sady fanao sakafon'ny bibindandy ny raviny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel